Fitantanan-drano mirindra, antokin'ny famokarana maharitra sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo.
FR MG EN

FOMBA FITANTANANA NY RANO

TongasoaVahaolana voarayFOMBA FITANTANANA NY RANO…
FOMBA FITANTANANA NY RANO
Fiarovana ny nofotany sy ny rano Fisintonana rano Fanondrahana mitsitsy rano

FOMBA FITANTANANA NY RANO

  • Natolotry : HARINAJA Youri Djorkaev
  • Toerana : Vohipeno, Fitovinany
  • Efa nampiasaina havirina? : 2023
  • Velarany toerana : 1.00 ha
  • Tombam-bidy : > 1 000 000 Ar
  • Karazana voly ampiasana azy : Vary, legioma
0 voty
Tapitra ny fifidianana

Fanazavana momba ilay tolotra

1)- Ts fahampian'ny rano noho ny fiovaovan'ny toetrandro.
2)- Fanatsarana sy fikarakarana ireo tohadrano efa misy ary ny fanaovana tohadrano vaovao amin'ny toerana izay mbola tsy misy nefa mila izany.
- Fisafidianana ny masomboly ho volena mifaranaka amin'ny toetr'andro sy vanim-potoana.
- Fampiasana ny teknika fanondrahana mitete( irrigation par goutte a goutte ) raha voly legioma ( CUMA).
3) - Maharitra ny fotodrafitrasa vita ary voaharamaso.
- Mahazo vokatra tsara ny mpamboly ary mahazaka ny vanimpotoana.
- kely kokoa ny rano very ivelany fa tandrify tsara ny fambolena ary mahazo aina tsara ny voly.