Fitantanan-drano mirindra, antokin'ny famokarana maharitra sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo.
FR MG EN

FITRANDRAHANA SY FITANTANANA NY “Onaona” ENY AN-TANIMBARY HO FITEHIRIZANA RANO

Tongasoa › Vahaolana voaray › FITRANDRAHANA SY FITANTANANA NY “Onaona” ENY A…
FITRANDRAHANA SY FITANTANANA NY “Onaona” ENY AN-TANIMBARY HO FITEHIRIZANA RANO
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4
Fomba fanangonana rano Fiarovana ny nofotany sy ny rano Fitehirizana rano

FITRANDRAHANA SY FITANTANANA NY “Onaona” ENY AN-TANIMBARY HO FITEHIRIZANA RANO

  • Natolotry : ECOVILLAGE
  • Toerana : Antananarivo Avaradrano, Analamanga
  • Nalefa tamin'ny
  • Efa nampiasaina havirina? : 2025
  • Velarany toerana : 0.06 ha
  • Karazana voly ampiasana azy : legioma
9 voty

Fanazavana momba ilay tolotra

Ilaina fanaovana aménagement amina point de captage sy prélèvement d’eau ao amin'ny zone misy onaona ny tanimbary. Ny tanjona dia tsy hoe simplement « hanovozana rano », fa ny handamina toerana iray ahafahana mitazona rano tsara kokoa mankany fambolena.
1 Olana tiana hovahana
• Rehefa maina tanteraka ny andro dia sarotra ny mitady rano ho an’ny fanondrahana sy ampiasaina
• Perte d'eau
• Fahamandoana lava nefa tokony ho volena
2 ireto ny dingana:
• Mamantatra nyfaritra ahitana onaona efa misy sy tsy miovaova.
• Mamaritra ary miaro ny hanorenana tobin-drano.
• Mamorona lavaka eo amin’ny faritra misy onaona
• Mampifandray azy tatatra fanondrahana.
3 Fampiasana ny onaona
Ny toerna misy onaona dia tsy tokony ho raisin rehetra ho faritra tsy ilaina.
fa tokony hakana ny rano entina mamokatra

4 Ny fomba fanatanterahana
o Étape 1 – Diagnostic : Mijerena ny site mandritra ny périodes maro misy onaona.
o Étape 2 – Construction : Fanaovana lavaka adapté amin’ilay tanimbary sy onaona
o Étape 3 – Test et réglage : Mampandeha rano tsikelikely
5 Ny tombony mivantana ho an'ny fambolena sy ny mpamboly
o Misy rano tsy tapaka rehefa vita ny lavaka eo amin’ilay onaona
o Rehefa maina ny andro dia mahazo foana
o Mihena ny faritra mando ao anaty tanimbary iray, ary afaka volena