Irrigation/distribution efficiente
“Fanondrahana mitsitsy rano: Rano kely, vokatra betsaka”
1) Inona ny olana ateraky ny rano tianao vahana ? Ny olana tiako vahana dia ny fandaniana sy fahaverezan-drano be loatra amin’ny fanondrahana voly. Matetika, rehefa manondraka a…