Conservation sols & eau
Fanamboarana barrage
Barrage:fanamboarana barrage miantoka ny filan'ny tantsaha ,mampitombon'ny NY vokatra,mitombo NY vokatra ,mahaleo tena NY tantsaha…
48 Solutions soumises
Conservation sols & eau
Barrage:fanamboarana barrage miantoka ny filan'ny tantsaha ,mampitombon'ny NY vokatra,mitombo NY vokatra ,mahaleo tena NY tantsaha…
Irrigation/distribution efficiente
1 1) Le principal problème était l’insuffisance d’eau pour irriguer les rizières et pratiquer les cultures de contre-saison. Il fallait également faire face à la nécessité de réparer…
Irrigation/distribution efficiente
1)Ny tsy fahampiany rano vokatrin'ny fiovaovan'ny toetrandro.2) mitatitra rano amin'ny sihô( Seau) anondrahana mangahazo, tondrahana tsirairay isakin'ny fotony mangahazo.3) maniry …
Pompage
io vahaolana io dia anizany hanamota ny filany tanora eo aminy fanondrahana na filana rano tampoka alainy vanompotoany''ny maintany satria mandavantaona ary Azo ampiasaina aminy fo…
Irrigation/distribution efficiente
2 Les terres disponibles pour la culture sont vastes, mais la principale difficulté réside dans l’irrigation des parcelles, qui devient particulièrement problématique pendant la sais…
Conservation sols & eau
1)- Problème : le manque d'eau et la sécheresse. 2)- Fonctionnement : la technique consiste à empêcher le ruissellement de l'eau et à la conserver dans le sol afin qu'elle puisse …
Conservation sols & eau
38 Tsy ampy mandavataona ny rano avy am loharano ,tsy ampy ny rano ho entimamokatra indrindra amin'ny maintany . 3 volana aorian'ny faran'ny fahavaratra dia ritra ny rano . Teknika na…
Collecte eau de pluie
1) rano fisotro madio mandritra ny maintany ka ritra ny vovo 2)taatazana amin'ny tafo ny ranon'ando sy erika ka angonina ambony toerana tsy ilana paompy mampiakatra intsony 3) …
Autre innovation
2 1. Fiovaovan'ny toetr'andro, fampihenana ny fampiasana angovo sy fotoana 2. Ampiakarina avy ao anaty vovo makao amin'ny fitairizandrano ny rano ( vita amin'ny brique lalorana cime…
Autre innovation
L'irrigation en tuyau est le plus important dans toutes les culture. Il est vraiment rapide et simple car il n'est pas lourde le tuyau. Il ne détruit pas les culture surtout le cul…
Collecte eau de pluie
8 Dingana 1 – Fisafidianana ny toerana : Mitady toerana toy ny faritra ambany, na toerana mandalo rano amin’ny vanim-potoanan’ny orana. Dingana 2 – Fanamboarana ny bassin voalohany …
Collecte eau de pluie
11 FITANTANANA NY RANO MAMPIASA COURBE DE NIVEAU HO FAMPITOMBOANA NY RANO AO AN-DOHARANO Ny fanamboarna canal de retention manaraka courbes de niveau : Mpiaro ny loharano Ny riaka…