Rainwater harvesting
Water retention
Soil & water conservation
Water storage
Fampiasana bambou silahina asina lavaka isaky ny foto-boly,ary tavoahangy misy lavaka isaky ny fototra voankazo
1
votes
Solution description
Teo aloha manondraka isaky ny roa andro,araraka be fotsiny dia mifafatra be ny tany,nanomboka 2025 nampiasa bambou,tavoahangy asina rano goutte a goutte,atao isaky ny parcelle,isakerinandro no manisy rano,ary hita fa mando lava ary velona sy vokatra tsara ny voly,miamasaka koa ny tany,ary asina paillage mba itazomana hamandona