Bonne gestion de l'eau pour une production agricole continue et l'autosuffisance alimentaire
FR MG EN

Fampiasana bambou silahina asina lavaka isaky ny foto-boly,ary tavoahangy misy lavaka isaky ny fototra voankazo

Accueil › Solutions › Fampiasana bambou silahina asina lavaka isaky ny f…
Fampiasana bambou silahina asina lavaka isaky ny foto-boly,ary tavoahangy misy lavaka isaky ny fototra voankazo
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4 photo 5
Collecte eau de pluie Rétention d'eau Conservation sols & eau Stockage d'eau

Fampiasana bambou silahina asina lavaka isaky ny foto-boly,ary tavoahangy misy lavaka isaky ny fototra voankazo

  • Proposée par : RAZAFINDRAIBE Christine Nirina ♀ Femme
  • Localisation : Manjakandriana, Analamanga
  • Soumise le
  • Pratiqué depuis : 2025
  • Superficie : 0.30 ha
  • Coût estimatif : 50 000 – 200 000 Ar
  • Cultures bénéficiaires : Voanjobory,tsaramaso,carotte,anana,voatabihazo,voasary,soja,papaye,manga
1 votes

Description de la solution

Teo aloha manondraka isaky ny roa andro,araraka be fotsiny dia mifafatra be ny tany,nanomboka 2025 nampiasa bambou,tavoahangy asina rano goutte a goutte,atao isaky ny parcelle,isakerinandro no manisy rano,ary hita fa mando lava ary velona sy vokatra tsara ny voly,miamasaka koa ny tany,ary asina paillage mba itazomana hamandona

Vidéo